TSY TAKATRY NY SAINA (Ny Mazava)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra anao izahay(2) ry Ray
Midera anao hwfszw amin'ny fo sy fanahy
Fa tsara ny fitiavanao
Lehibe ny hasoavanao
Atobakao isan'andro ho anay
Tsy tratrin'ny fahaizanay na ny fahalalanay
Ny fahendrenao mxpzx sy ny fisainanao
Na ny masoandro na ny rivotra ivzhifb omenao
Dia fitahiana ho anay noharina
Tsy takatry ny sainay ny fitahianao Ray
ka isaoranay (2) Anao
Eny na andro iray aza tsy omenao
Ho aiza moa 'zahay, tsisy azonay atao
Tsy takatry ny sainay ny indrafonao Ray
Ka isaoranay (2) Anao
Na fahoriana aza no lalovanay
Ka fisedrana entinao hanefy anay
Tsy takatry ny sainay ny fitondranao Ray
Ka isaoranay (2) Ianao
Na ady sarotra aza no atrehinay
Tsapanay foana fa Ianao akaiky tononkira.serasera.org anay
Tsy takatry ny sainay ny fiantranao Ray
Ka isaoranay (2) Anao
NY MAZAVA
Midera anao hwfszw amin'ny fo sy fanahy
Fa tsara ny fitiavanao
Lehibe ny hasoavanao
Atobakao isan'andro ho anay
Tsy tratrin'ny fahaizanay na ny fahalalanay
Ny fahendrenao mxpzx sy ny fisainanao
Na ny masoandro na ny rivotra ivzhifb omenao
Dia fitahiana ho anay noharina
Tsy takatry ny sainay ny fitahianao Ray
ka isaoranay (2) Anao
Eny na andro iray aza tsy omenao
Ho aiza moa 'zahay, tsisy azonay atao
Tsy takatry ny sainay ny indrafonao Ray
Ka isaoranay (2) Anao
Na fahoriana aza no lalovanay
Ka fisedrana entinao hanefy anay
Tsy takatry ny sainay ny fitondranao Ray
Ka isaoranay (2) Ianao
Na ady sarotra aza no atrehinay
Tsapanay foana fa Ianao akaiky tononkira.serasera.org anay
Tsy takatry ny sainay ny fiantranao Ray
Ka isaoranay (2) Anao
NY MAZAVA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny MazavaVangy : 3347
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : paositraantalaha
Daty : 10/08/2019 08:43
