Ilay jiolahy (Ny Alon-drano)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany Meksika
Any atsimon'i Amerika
Nisy jolahy lcirka masiaka
Tena bandy gaigy lahy
Ratsy saina sy fanahy
Tsy mivavaka ry lahy,
Na ny omby na kisoa
Na ny gisa na ny akoho
Nangalariny avokoa
El bandito,
Tiana koa ny manambara
Fa ny zavatra vcuwpry hainy tsara
Dia ny hira sy gitara.
Ny kalony mambabo fo
Fa manga feo tokoa tokoa.
Indray jfxy andro anefa izy
Raha nanao ambozizy
Tamin'ny volan'ny eglizy
Dia nalain'ilay mompera
Ny polisy komisera
Basy sy revolvera,
Dia voasambotra zareo
Ilay mpihira tsara feo
Jiolahy nampitoreo
El bandito,
Dia natao ny fitsarana
Ka voaheloka avy hatrany
Hovonoina ilay mavany
El bandito
Rehefa samy vonona
Hitifitra azy ny olona
Dia nangataka hiteny
Ilay mpangalatra ka heno
Ka izao no nolazainy
Raha ho vita ny tantarako
Any an-danitra any am-parako
Azafady ny gitarako
Dia nihira teo ilay izy
Ka variana izay tsy izy
Na lehibe na ny ankizy
Tsisy basy iray nipoaka
Fa variana ny vahoaka
D'izy tononkira.serasera.org lasana nitsoaka
Nanenjika azy ihany re
Ireo vahoaka marobe
Fa izy kinga sy mahay
Ka tsy azo intsony hatramin'izay !
Any atsimon'i Amerika
Nisy jolahy lcirka masiaka
Tena bandy gaigy lahy
Ratsy saina sy fanahy
Tsy mivavaka ry lahy,
Na ny omby na kisoa
Na ny gisa na ny akoho
Nangalariny avokoa
El bandito,
Tiana koa ny manambara
Fa ny zavatra vcuwpry hainy tsara
Dia ny hira sy gitara.
Ny kalony mambabo fo
Fa manga feo tokoa tokoa.
Indray jfxy andro anefa izy
Raha nanao ambozizy
Tamin'ny volan'ny eglizy
Dia nalain'ilay mompera
Ny polisy komisera
Basy sy revolvera,
Dia voasambotra zareo
Ilay mpihira tsara feo
Jiolahy nampitoreo
El bandito,
Dia natao ny fitsarana
Ka voaheloka avy hatrany
Hovonoina ilay mavany
El bandito
Rehefa samy vonona
Hitifitra azy ny olona
Dia nangataka hiteny
Ilay mpangalatra ka heno
Ka izao no nolazainy
Raha ho vita ny tantarako
Any an-danitra any am-parako
Azafady ny gitarako
Dia nihira teo ilay izy
Ka variana izay tsy izy
Na lehibe na ny ankizy
Tsisy basy iray nipoaka
Fa variana ny vahoaka
D'izy tononkira.serasera.org lasana nitsoaka
Nanenjika azy ihany re
Ireo vahoaka marobe
Fa izy kinga sy mahay
Ka tsy azo intsony hatramin'izay !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny Alon-dranoHits : 3527
Likes : 1 Like
Created by : ikalamako
Date : 21/10/2015 10:40
