You are here: home > Tononkira > Nono Sambava

Ro mazava (Nono Sambava)

Efa no laviriko anao
Kanefa mbola manigny anao
Matetiky izaho magnontany
Nefa anao tsy akeo

Eky anao tsy mahaigny izaho
Fa izaho voatery miataka ely
Izaho manomboka
My meny meny ka aiza anao

Aiza lahy ny tegna marina
Loko ritry miaro agnantsindra
Agnantoto miaro maskita
Samby eto tononkira.serasera.orginiany

Ro mazava iza anao
Ro mazava manigny anao izaho
Raha navy ny tsy fandry aligny
Ary izaho boka ny giako ely
Aiza anao ro mazava
Izaho manigny anao
Agnandrano natao be rano
Citron miaro pilepile à côté
Angivy miaro agnamorongo
Leve tête parfait

Ro mazava .. etc

AUTEUR-COMPOSITEUR : NONO SAMBAVA

Mpihira : Nono Sambava
Mpamaky : 2682
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : hery
Tamin'ny : 11/06/2009 08:58:20
ID : 5603

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo