You are here: home > Tononkira > No Mady

Tara lava (No Mady)

Tara lava aho, tena efa hatrany am-bohoka
Tsy misy azo atao…
Amin’ny valo ny fotoana,
Amin’ny valo aho vao mikofoka, ndao fa tratrako ihany…

Endraso fa efa ho avy… Tratran’ny embouteiazy
Endraso fa efa ho avy… Tratran’ny embouteiaaaaaaaaaaaaazy

Mbay !!!!! Mbay daholo !!!
Mbay !!!!! Maika be !!!
Maby !!!!! Mbay daholo !!!

Amin’ny firy izao andro izao?
Hay ve mbola miTsiky dia ampysy folo minitra
Izay etsy akaiky etsy!!
‘Ndraso kely handalo atsy,
Sitran’ny hay tsy miverina any intsony dia avy eo vao mamonjy azy

Endraso fa efa ho avy… Tratran’ny embouteiazy
Endraso fa efa ho avy… Tratran’ny embouteiaaaaaaaaaaaaazy

Mbay !!!!! Mbay daholo !!!
Mbay !!!!! Maika be !!!
Maby !!!!! Mbay daholo !!!
Mbay !!!!! Maika be !!!

Tara lava aho, tena efa hatrany am-bohoka tsy misy azo atao…

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : No Mady
Mpamaky : 1005
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ikalamako
Tamin'ny : 30/08/2014 19:35:00
ID : 6709

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo