SAMY MAMELON-TENA (NJATO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy e ! ‘ty fiainana ity
Mila hamono antsika olô ! (mafy e !)
Mafy e ! ‘ty fiainana ity
Mila ahafaty antsika (mafy e !)
Agnao koa uusbirkd ‘te hitsakaraka raha
Tsy mety raha tsy ampy  hery
Ka raha mba te hanao ny mety
Tsy tafa koa fa tsy zculm ampy vôla
(2x)
Fa samy mamelon-tena
Velon-tenan’ny tsy ho faty
Fa samy mamelon-tena (ô ! ô !ô ! ô !)
Velon-tenan’ny tsy ho faty (e ! e ! e ! tononkira.serasera.org e !)
(2x)
Mampijaly e ! ‘ty fiainana ity
Mila ahafaty antsika olô (mampijaly e !)
Mampijaly e ! ‘ty fiainana qsjk ity
Mila ahakivy antsika (mampijaly e !)
Antegna koa fa tsy manana
Tsisy olo mahatsiaro agnao ô !
Mitavandra havana tsy mety e !
Koa fa tsy ampy vôla
(2x)
Fa samy mamelon-tena
Velon-tenan’ny tsy ho faty
Fa samy mamelon-tena (ô ! ô !ô ! ô !)
Velon-tenan’ny tsy ho faty (e ! e ! e ! e !)
(2x)
E ! igno koa…. Velon-tegna ‘ty kogny tsy môra è !
Agnao mandeha mitady, maraindraigny
Izy koa fa mahita
Hariva agny kogny lany è !
Ai ; manadàry !
Sarotrô mamelo-tena sarotrô !Sarotrô mihaigna am’zôty !  (2x)
Tena marigny
Sarotrô mamelo-tena sarotrô ! Sarotrô mihaigna am’zôty ! (2x)
Sarotrô fiainana ‘ty e !
Sarotrô velon-tena

Fa samy mamelon-tena …….

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NJATO
Vangy : 2333
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tonya
Daty : 21/03/2012 14:17
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0306