Anaro rokivavinao (Nino Rafah)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Valy e, anaro rokivavinao
Fa zaho atoa isan'andro, mijaly loatra
Tsy haiko atao !
Antegna koa,
Tafidi-tara hely an-dragno tabatabainy e !
karaha tsy olombelogno ô
Oa le valy !

Anaronao,
Anaronao rô izy é !
Anaro rô,
Fa tsy mety e raha ataony e !
Anaronao,
Anaronao rô, izy e !

Valy e,
Zaho magnantegna anô
Izy koa zaho raika foagna
Tsy raha inoany e a ta hely e
Efa lany Fagnahy
Antegna koa,
Magnano magnagnatra azy
Ataony Tsy Tia azy ede e
Karaha, karaha tsy olo iterahagna oa le valy

Anaronao,
Anaronao rô izy é !
Anaro rô,
Fa tsy mety e raha ataony e !
Anaronao,
Anaronao rô, izy e !

A/C : Nino Rafah (1976)
--------
Rohy:
Hevitra
Tanjaka ( 10/01/2025 17:39)
Nohavaozin'i Nino Rafah niaraka tamin'i Solo Gilbert tafara tato. Tsara foana ! Misaotra anao nankafy sy nivazo ny hiran'ny fahazazako ity.
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nino Rafah
Vangy : 79
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Tanjaka
Daty : 09/01/2025 17:06
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.014