Mbola tia (NEW BOYS)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Marina fa hoe izaho no tena tia
Mitady anao foana aho manina andry
Marina fa hoe nanao ny tsy mety aho
Zaho mangatsiaka very fitia
Marina fa hoe izaho no tena tia
Mitady anao foana aho manina andry
Marina fa hoe nanao ny tsy mety aho
Zaho mangatsiaka very fitia
Fa very fitia

Fa ny hany teny iray
Tao am-poko hatrizay
Fa ny ho tia anao
Ho tia anao mandrakizay
Mandrakizay

Tiako ianao nefa matahotra aho na te ho any
Manahy aho tsy ho raisinao ilay fitia
Tiako ianao nefa matahotra aho na te ho any
Manahy aho tsy ho raisinao ilay fitia
Fa ’zaho mbola tia.
--------
Rohy:
Hevitra
jo razaka ( 09/02/2017 01:37)
Sao mba misy manana mp3 anty hira ty tompoko na tablature azafady?
hery ( 09/02/2017 08:16)
Ao amin'ny Radiovazogasy io.
Alahatra dia henoina ny radio.

vatex ( 03/05/2017 13:25)
slt!mba omeo ny mp3 an'ity hira ity izay manana.misaotra mialoha!!
vatex ( 03/05/2017 13:26)
slt!mba omeo ny mp3 an'ity hira ity izay manana.misaotra mialoha!!
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NEW BOYS
Vangy : 5412
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 13/02/2003 08:19
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0131