Volamena an-tanan'olo (Nayja)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa tena mbola tia zah eh
No nahifikao saika ho lasa adala eh
Tsy niahotra Akory ianao nilaza eh Hoe:
Tsy mendrika anao fa andana Miala eh
Fa Tsy zakan'ny Sainao hoe Zah nahita vaovao
Mbola Tsara noho ianao
K'Isaorako ianao nanao anah ho kilalao
Nanova ny fiainako ho vaovao

🌀Prés-refrain : adzzaqsp
  Izao ianao toa narary fo eh
  Natsiaro indray ireo vita Taloha eieh
  Nahatsapa enao fa very vatosoa eh
  Izay le fiainana ka atao aona mo
  Fa Tia anao anie Zah Taloha Tsy notiavinao
  Lasan'olo-kafa indray ah vao malala Aiza enao?

✅Refrain :
           Voromanga efa ampelatanan'olo
            Vao tambitamby sy efa Tsara kolokolo
            Zah le ex-nao tononkira.serasera.org to mamono lolo
             Mamirapiratra misidy eny ambony
             Ilay fery noratranao efa sitrana eh
        gefb      Efa an-tanako ny volana 🌙 sy kintana 🌟
             Zah Tsy miverina aminao fa Ratsy vitana
             Volamena Téo an-tanany aza-Tsitany eh

         ......    🎶     ......  🎶 ...... 🎶  .......

▪️Voadona mafy any, D aty no itomany?
      Tsy mila Ah mbay tany
      Taloha Zah nihindrana fitiavana ah fa...
      Ankehitriny ah efa tompony mintsy ah
      Aza mijery ny Olona Tsy tazana eh, fa...
      Na mahitanao aza izy Tsy itsika a
      Zah Tsy anjaranao, fa miova vaovao
      Esory an-tsainao ah.

🌀Prés-refrain :
   Izao ianao toa narary fo eieh
   Natsiaro indray ireo vita Taloha
   Nahatsapa enao fa very vatosoa eh
   Izay le fiainana ka atao aona mo
   Fa Teo an-tananao anie Zah Manin no nariana?
   Lasan'olo-ka indray ah Vao itomaniana?

✅Refrain :
Voromanga efa ampelatanan'olo
Vao tambitamby sy efa Tsara kolokolo
  Zah le ex-nao to mamono lolo
  Mamirapiratra misidin'eny ambony
  Ilay fery ❤️‍🩹 noratranao efa sitrana eh
  Efa an-tanako ny volana🌙 sy kintana jdnkego 🌟
  Zah Tsy miverina aminao fa Ratsy vitaneh
  Volamena Téo an-tanany aza-Tsitany eh
                           X2

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Nayja
Visites : 7251
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hery
Date : 23/11/2025 12:55
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0294