Fitia Nangalarina (Naya)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hainao ihany
Tsy afaka aho ny hiaradalana aminao izaho
Efa hainao ny mbomba ahy
Ireo faniriko ho anao
Niafiako na dia tia mangina aza aho
Na samy tia aza aho tsy maintsy handefitra aho
Samy manana ny lalana aleha
Na samy tia aza aho tsy maintsy handefitra aho
Samy manana ny lalana aleha
Ref: Mba ho anao ny toerana omeko azy
Hiriko ihany koa
Mba ho tafaray isika roa
Fa indray androany
Mety ho tanteraka ary ve izany
Fikasaiko ny eo anilanao hatrany
Naya : efa haiko tsara fa ny antsika anie dia tsy anjara
Efa fantatrao ihany anie ny fizotrany tantara
Sarotra amintsika no hiaradia mandrakizay
Enao efa manan-tompo
Izaho koa torak’izay
Fa amin’izao aloha voa maika mitombo ilay fiharahana
Miha mahazo laka ilay fitia izay nangalarina
Tsy aiko ny ampitso na hanaona ny fitrangany
Fa androany aloa dia feno fahasambarana
Fahoriana niantsika rehefa mody masoandro
Tereny zava-misy tsy maintsy mody any antrano
Tsika koa tsy tompony fa mpindrana
Anjara sa safidy aniza ary ny tsiny
Fitiavana mandalo fitia izay mpivahiny
Ka tsy mahalala akory izay tokony hiantefana
Rediredin-jaza niantsika ilay hoe hivady
Sasamiandry ilay vady andefimandrinao any izay efa miandry
Ref : Mba ho anao ny toerana omeko azy ….
Lucia: Feno fery ny foko very fanahy
Ireo zavadrehetra no mampanahy
Mankarary ny aiko ireo tantara rehetra hatrizay
Ref: Mba ho anao ny toerana omeko azy ….
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naya
Vangy : 593
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : naya1
Daty : 26/11/2020 17:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745