M'fly away (ft El Farao ) (Nate)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kanto ho ahy mahita
an'ilay andrikao
mamiratra maraina vao mifoha
Mampilantolanto ahy
mahatsiaro sambatra sy tretrika
fa toy ny antsika roa

Feno aho mamihina ny
tananao nanaiky
hiaradalana amiko
Fa mitondra hery ho ahy
Tsapako dia tsapanao ny tsapatsika roa


Bridge :
Ny tiako lasa tiany
de ny tiany lasa tiako
Mampitapy foana ho ahy
ilay feonay hoe " ENY AKIA KOU"
Misinda ny ahiahy
Mahatsiaro sahisahy
Tsy andriko ilay afaka
roa taona ny zahzah
" PISO....aleo tsy précipité-na"
Ekena!
Tia anao aho f'io koa
tsy terana
Fa tiako ho fantatrao
hoe za M'FLY AWAY
Tsy mitsahatra M'FLY AWAY
Anilanao



Ref :
Ouhx5
Lasany any lasany any
lasany any ah oh oh

ouhx5
ny tiako lasa tiany dia ny tiany lasa tiako

ouhx5
ka hoento any ka hoento any ah oh

ouhx5





Maniry koa raha hiroso
ny dihy faniriana ihany ity
Tsy natao ampitahotra
fa hisangy an-ndry
"IZANY VE TSY FOLIE"
aiza kosa aki!
fa na zao dia zao aza
ho ampiakariko ty


El farao


Mba asivo signe aho
raha toa ianao ka mba d'accord
Za mantsy efa ela ihany
no te hitsapatsapa sort
Ecoute moi d'abord
tiako ndry vao tamin'ny hitako
ilay declaration ny anah
no toa mbola tsy vitako
Androany tsy rendez-vous
fa za no sendra mba nanenjika
Lazaika anao aloha fa ny ahy
tsy bika aman'endrika
Fa fitiavana vrais
tsy hitondra any FRANCE
Originale be koa baby fa tsy
sous licence
Za tsy mila numero fa
aleko ny anah face a face
am'zay koa haiko tsara
hoe sa passe ou sa casse
Si tu veux qu'on s'attache
dia je t'appel altesse
tonga dia koziko mihintsy hoe
J'AIME BIEN TES FESSES


Ref :........
ainao ilay izy hotrotr'zay



Nate

Kanto ho ahy mahita
an'ilay andrikao
mamiratra maraina vao mifoha
Mampilantolanto ahy
mahatsiaro sambatra sy tretrika
fa toy ny antsika roa
Ouh ouh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nate
Vangy : 16209
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Lepingitra
Daty : 09/08/2017 09:37
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1618