Roasa (N'art. Son)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Allo atsika e, hidaira ny Tompo
Atsika jiaby ,vôry magnatriky eto
Jesoa Mpanjaka no magniraka anao ô
Fa aza misalasala a , miravoravoAmin-jagnahary
Tompontsika malaza e

(Andao hidaira ny agnaran'l Tompo Flzy lay mpanjakan'ny mpanjaka) x2
(Andao hidaira ny agnaran'lTompo F'lzy lay mpanjakan'ny mpanjaka) x2

(Ankalazaiko Anao Jesosy
Mendrika hatao agnamboFarany agnambo ô ô ô) x2
Ity salegy avy aminao zagnahary e Amiako Anao;
andesiko; hidaira Ny Agnaranao Mpandresy e
Houtsy e

Ankalazao ny Agnaran'l Jesosy e
Derao derao ny Agnaran'l Jesosye
Ankalazao ny Agnaran'l Jesosy e
Derao derao ny Agnaran'l Jesosy e

(Ye faly ny saiko
Ye ravoravo zaho mankalaza Ny Agnaranao Jesosy)

Zaho falifaly e
Zaho ravora o

Roasa a a a
Tandrignaisa koragnako azy
Tandrignaisa koragnako azy

Baiko namian'i Jesosy antsika
Derao flzy mpanjakantsika

Na antilahy na antiboavy
Tanora tsaiky mahay mifaly

Tiany ai e eee eeee


(Andao hitory ny hatsaragnan'ny Tompo zaigny baiko azontsika tamin'l Jesosy) X2
(Andao hitory ny hatsaragnan'ny TompoIzaigny baiko azontsika tamin'l Jesosy) X2

(Tafio ny herin'l Jesosy Anti-bala tsy ho triakaha ndesinao miady )x2

Mitaogna anao zaho namanao ndeha Hitory é
Handao zalahy handrodagna;
Ireo asan'ny satagna tsy manjary é

kay Roasa amizay Satagna miseho milay
ekitsaokitsao aody ratsinao le dady e
tifiro amizay ny kalanôronao vaiavy
hialao amizay fagnahy ratsy mamitaka

(ye tsara jesosy
izaigny mahataonga zaho resy lahatra
mandaiha mitory ny agnaranao)x02

Roasa aaaaaa

miala satagna
miala satagna
miala satagna
magnelingeligny e;
miala satagna mitabataba;
miala satagna
manakorotagna;

miala satagna mampiady ;
miala satagna zanak'Andriamanitra e
miala satagna ( ndao agny )x8

Mandehana agny @ afobe mahamayagny,
anao tsy namanay ,sady tsy havanay ka aza miseho milay e
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : N'art. Son
Vangy : 95
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Fenomenaly
Daty : 28/06/2024 12:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0803