Fo diamondra (Naina Riri Rahalahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miara-mivavaka raha misy mararymanome raha misy tsy manam-bary
miara-mifaly, miara-mijaly
miara-ory, miara-tsy matory
mifampitondra mavesatra
fo diamondra avy amin'i Jesosy
iray vatsy, iray aina
iray finoana, iray fanantenana
izany no zanak'Andriamanitra
miara-dia, mifankatia
lavitry ny fitiavan-tena
ary tsy mihatsaraivelatsihy
izany no zanak'Andriamanitra
miara-dia, mifankatia
lavitry ny fitiavan-tena
ary tsy mihatsaraivelatsihy
(mifampitantana any an-danitra)
(ny samy zanan'Andriamanitra)
(mifampitantana any an-danitra)
(ny samy zanan'Andriamanitra)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naina Riri RahalahyVisites : 355
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 12/09/2025 09:00
