Vavaka (NAF (Ny antso fiakarana sy ny antso fanorenana))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Tompo ô!
Eo aminao no anandratako izao
Vavaka avy ao ampoko
mino aho fahenoinao
x2


Fiv:tsy amelako ianao jeso
Ra tsy mamela ahy
Vatolampiko ianao
Famonjena ahy koa jeso
x2


Tompo ô!
Mba raisonao re
Ty mpanompo efa nandao
Te hiverina aminao
Menatra aho tsy mendrika
x2


Fiv:...x2

tonony sy feony:RABEMIARANA Njato D.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : NAF (Ny antso fiakarana sy ny antso fanorenana)
Vangy : 996
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : art%27phal
Daty : 29/12/2015 10:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0728