You are here: home > Tononkira > MURA_KHANG_CHAN

Very fanahy (MURA_KHANG_CHAN)

https://tononkira.serasera.org/hira/mura_khang_chan/very-fanahy

Misava sy mirakotra a
zany andro hiainako o o
to sento manararaotra
izany foko malahelo o

    ref:  very fanahy (2x)
    very fanahy mbola velona o

ianao ilaTsiky dia ampyy nantenaina
no mikapok'ahy mijoro
izao mitaraina ny androko
mbola ho maraina

   enjan' ny fahoriana
   zany tenako androany e he
   hantenaiko ny hafaliana
   mbola hisy rahampitso o

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MURA_KHANG_CHAN
Mpamaky : 1524
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Shcwarzeneric
Tamin'ny : 28/03/2016 18:56:16
ID : 8181

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo