Tsy manino (Mista)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Dia mba miara'miredona rehefa eny Antsahamaintra @Sabotsy 06Aout e
Tsy manino izay filazanao azy
Tsy manino ianao no mahita azy
Tsy manino izay filazanao azy (Na de tsy manga feo aza ben a)
Tsy manino ianao no mahita azy
Iny 'lay tsin niresaka anah tao am' braderie
Ozy nataony Aza adino zah rehefa misy P-Cli
Mpanjaka ny rixa ah sady mpanjakan'ny Salegy
Zah tsy Swagg, Zah tsy miovaova otran'ny volon'i Tegy
Sasany miodina ary, miodina atsy andeha histrataka
Oatran'ny Tsin tsara constitaka ,tareha nefa tsy afaka
Inona tadiavin'lah cageau 'raika an'Been
Sa ny volom-bavako ataoko hitovy am'LaFouine
Am'zay zah kobon'lah hitarika sipa manao snakers
Fa zah tsy kobonlah hanao teritery lasa rockers
Fa Ozy madamako aza miala am'rap dur
Aza mivadika sao tempo gaigy ny futur
Tsy manino izay filazanao azy
Tsy manino ianao no mahita azy
Tsy manino izay filazanao azy (Na de tsy manga feo aza ben a)
Tsy manino ianao no mahita azy
Anatin'ny monde-ko ,anatin'ny monde mozika milantolanto
Ny hirako vao mivaoka tonga de reven'i NICKY sy KANTO
'ty zao no matraquéko andihazanareo am'reveillon
Fa zah tsy hivadika PD oatran'ny Moperan'i Vatican
Tsika no tompony satria anatin'ny paosiko tsisy majinika
Maty Rasoakininike fa tsy nipoitra Mista kininika
Zay Tsy faly mibotsina ahozongozona tsy mihontsina
Andana ividiano mangidy am'lay hody lamosina
Tsika mitsoaka misotro labiera refa matière EPS
Tsika ny song mbola atsipitsipy anatin'ny FACE
Raovina ary Mista vao mba hanao cabaret ao am'le Glacer
Mbola hikotrana hanaraka Gangasta Baba anaty Karaoké (Anam-bady ah)
Ela anga manavy , dadabean'ny Rap ah rahalahy sy anabavy
Zah zao no mihirahira mbola otran'i Drake nisy namosavy
Raha hanao Jack sy Rose matetika Mista tsy poinsa
Tsika bandy mandam Jiolahim-boto fa mihaino Taa Tence
Tsy manino izay filazanao azy
Tsy manino ianao no mahita azy
Tsy manino izay filazanao azy (Na de tsy manga feo aza ben a)
Tsy manino ianao no mahita azy
Zah tsy misenina Zah tsy hitafy mbala diso météo
Aty mitondra be fa tsy oatran'ny abeana Pécto
Mbola lavitra atsika ,lavitra atsika ralahy Cash Money
Refa zah no mirap sipa zakako mbola be tarehy
k'Atsovy ny anarako "Tsena mora ana'pur porc"
Tsy zakan'ny zaza ah fa itangoronan'ny sipa mpanao avorte
Mozika mbola tsy ninanako Fruit de mer tam'Colbert
Satria efa vulgaire malaza tsy vakian'ny Lecteur
Nitsahako CCI , nitsahako bar noir et blanc
Mista angah lanin'Tsin toa oatran'ny cure dent
Tsara am'tsika manao beauty and the best
Andeha hanala devoly ka hivavaka eny am'Rex
Raha tsy 'zany ah hitsikilo ny vadin'lah any am'Batou Beach
Tantaraiko am'lah fa ny phone-ko efa namboarin'ny Bitch
Rehefa mihaino an'Mista oatran'ny olona dizin'ny Pi Gasy
Taritaritiko elah taritaritiko fa tôtô gasy
Tsy manino izay filazanao azy
Tsy manino ianao no mahita azy
Tsy manino izay filazanao azy (Na de tsy manga feo aza ben a)
Tsy manino ianao no mahita azy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mista
Vangy : 2483
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 01/08/2016 17:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4686