Tsy maninona (feat Do Rajohnson) (MIKEA (Théo Rakotovao))

Raha nampoiziko vadinao izy iny izao tsy ho namitaka anao
Fampahafatarana ataonao koa tsy nisy koa niaraka izahay tamin’izao
Tsy izao no tokony homenao tsiny f’izy no efa tsy tia anao
Nefa koa tsy mampaninona e !raha izao no ilaozany
Fa ianao aza masika ben y amadika sanatria

Raha izao aloha tsy mbola afa-po e !
Fa mba hankafy ny soa fa tapaka koa.
Aoka moa rahalahy tsy maninona e ! raha izao no handefitra
Izao mbola tsy nahazo tsirony e ! ka aoka ianao tsy ho tezitra.
Izany moa tantara-mpitiTsiky dia ampyavana

Lasa ihany ny andro, volana, taona mitohy ny tantaram-piainanay
Tsy nifamangy ary tsy mba nihaona fa izy tezitra sy malaina e !
Tosika sy trerona be no nataony raha mba nifanena izahay.
Ka aza  dia mba  mila vaniny e ! Izy anie efa lasanao
Izao tsy niaraka ela be taminy e ! indrisy efa lasa nandao

Raha izao aloa tsy mbola afa-po e !
Fa hankafy ny soa fantatrao koa
Aoka moa rahalahy tsy maninona e ! raha izao no handefitra
Izao mbola tsy nahazo tsirony e ! ka aoka ianao tsy ho tezitra.
Izany no tantaram-piainanay

Hevitra mandeha

niarinala (11/03/2016 03:39:42)

tsar b le hir sad tiako, kanef z ts mahay ny note guitare le hir k mangatak amnarw ze mb mahay az!!!!mb valio azfd!!!!!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIKEA (Théo Rakotovao)
Mpamaky : 12855
Mpakafy : 4 Ankafizo
Nampidirin'i : vallmc
Tamin'ny : 01/07/2015 15:06:31
ID : 7564

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo