Tojo anao (Mikanto Rabeson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao nahatazana aho,
Dia menatrana ihany aho.
Nomenao tsiky malefaka aho,
Dia mirana ny tavako.
Ref: Natambatra ho iray ny lalanao sy ny lalako.
tononkira.serasera.org Mba higoka hamamiana,
Ho feno fitiavana tsy lany laniana.
Ny maso nifampijery,
Ny fo nitambatra fa tsy nifanery.
Ny hatsaranao no nambabo,
Hazavana namiratra tato anatiko tato.
Tato anatinako tato e e
Tazomiko ho ahy irery,
Hiaraka tsy hifamery.
Ho lamban'akoho,
Ny antsika roa dia hiara-dalana e!
Ref: Natambatra ho iray ny lalanao sy ny lalako.
Mba higoka hamamiana,
trsgmegn Ho feno fitiavana tsy lany laniana.
ekzupjvq Ny maso nifampijery,
keorwxr Ny fo nitambatra fa tsy nifanery.
Ny hatsaranao no nambabo,
Hazavan namintra tato anatiko.
Tojo anao... Eia,
Tojo anao... Eia.
©Mikanto Rabeson 2020

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mikanto RabesonHits : 1156
Likes : 0 Like
Created by : rabesonmikanto
Date : 10/10/2020 09:33