Anilanao (Mik ft Mih)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Vao nifanenena isika roa,
Dia feno hamamiana ny tontolo,
Toa vita daholo izay rehetra wroqps niriana, nahita ny soa.
Niara-dàlana tsy tononkira.serasera.org nifankafoy,
Resy avokoa ny ratsy izay teo aloha,
Fitia tsy mba lafatra, kanefa mafy orina.
Fiv :
Ny tsikinao, dia efa ilay nambabo ahy hatramin’izay.
Ny feonao, miteny malefaka ny anarako.
Mandrakizay, ho eo foana aho
Raha mbola mitempo ny fo, anatiko ao.
Ho lamban’akoha, ilay fitiavana
Ary ho koloiko mba tsy halazo na ho levona
« Ho eo anilanao foana aho ».
2- Fa iza moa no mba hany qmkxaogj hitaranaiko,
Fony sarotra ny fiainako taloha,
Ianao tonga nampitraka ahy, ahita ny soa.
Hiara-dàlana tsy hifankafohy,
Na ho tsara mpoef na ho ratsy dia ho eo foana,
Hifampitantana, hiary ny ho avy mamiratra.

A/C: Jerry Rafs

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Mik ft MihHits : 1175
Likes : 1 Like
Created by : Rafals95
Date : 12/02/2024 05:58