You are here: home > Tononkira > Mija

NGOMA (Mija)

Loso an-tagnin’olo any e,
Lasa lavitra any e
Nitady vola e he,
Fa tsy haiko re atô.

Ny fo marary tsy maneke,
Lavitr’olo tiagna,
Mijaly saigne he,
Fa tsisy azo atao.

Mivezivezy zah raiky e
Maty ny hangomagna
Mijaly saigne he,
Fa tsy haiko re atô.

Ngoma izy kojao e,
Ngoma izy kojao e,
Tiako anao ô,
Na dia lavitra agny e, e,
Tsy ho adinoko o, o,
Andro aman’alina e.
Tiako anao ô,
Na dia lavitra agny e, e,
Tsy ho adinoko o, o,
Andro aman’alina e

Zaho anie, tsy maintsy mitady,
Zaho anie, tsy maintsy miasa,
Mahereza anao,
Ouh Tsiky dia ampyhavako o, o,
Hinoako fa atsy ho atsy,
Izaho tsy maintsy ho avy.

Ngoma izy kojao e, han han!
Ngoma izy kojao e,
Tiako anao ô,
Na dia lavitra agny e, e
Tsy ho adinoko o, o,
Andro aman’alina e.
Tiako anao ô,
Na dia lavitra agny e, e,
Tsy ho adinoko o, o,
Andro aman’alina e.
Tiako anao ô,
Na dia lavitra agny e,
Tsy ho adinoko o, o, (Tsy adinoko o, o)
Andro aman’alina e. (Hey, tiako anao ô)
Tiako anao ô,
Na dia lavitra agny e, e (na dia lavitra agny e, e)
Tsy ho adinoko o, o,
Andro aman’alina e.
(Hey mahereza moa ia e,
he he ouhh, mahereza moa ia e)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Mija
Mpamaky : 392
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : nanando48
Tamin'ny : 24/11/2018 11:00:48
ID : 11155

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo