Lehilahy manambola (Michel Patrick)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hono hono ny ahy zalahy
Masoko to mahita
Zaho tsy mavandy e,
Fomban'ny lehilahy manam-bola mampirafy e
Zanak'olo nalainao, tokatranonao mijaly e
Izikoa te ody e, atero mody @ babany any ko tsy tianao
Mijaly zalahy manam-bady lehilahy mampijaly vady e,
Tsy Kara io nataonao nanambitamby zaho fony tantranon'ny dRay amandreniko tany e
Tsy tiako viavy tsy midoko antrano tsy mahakarakara vady e
Tsy avelako anao mande lavitry chériko e! so lasan'olona o!
Anareo lehilahy tsy mahay mahita ra tsara
Fo mahita viavy tiana e,masaiky mandany karamanareo volan-draiky e,
tsy matsiaro vady e
Ino? Izay tany imboanao niany iboako
Ino?izay tany tsofoanao niany tsifoako
Ino? Izay ondana ondananao niany no iondanako e
Tiako! Izay masaka antranonao hoaniko e
--------
Rohy:
Hevitra
andrysolila ( 21/01/2020 09:44)
hira t@ fahazazana
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Michel Patrick
Vangy : 4637
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : andrysolila
Daty : 21/01/2020 22:57
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081