FANIRIANA (Mia sy Mirado)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Mia feat Mirado)

MIA:Tsy mba mitady ny hoe
Tsy maintsy ho andry any aho
Fa tiko ny eo anilanao
Tsy manantena fona ny hoe
Ny hifamatotra aminao
Fa tiko eo anilanao

Nefa tsy azoko indraidray
Faniriana sarotra hantenaina
Na de tsapa hita indraindray ny fotsika roa.
Toa mifandray toa sahisahy

MIRADO:Tsotra ny fiteniko
Ary inoko fa tsy ho neniko
Ilay teny kely fantatrao
Hoe tiko tiko tiko eo anilanao
Indro hiranao indray
Mba miangavy raha azo atao
Hitapify eo tratranao

MIA;Tsy voateny ho elabe
Na ray minitra aza nomenao
Ampy ahy ny eo anilanao


MIRADO;Nefa tsy azo tratra
Faniriana sarotra hantenaina
Na dia tsapa hita draidray fotsika roa
To mifandray
To sahisahy

Tsotra ny fiteniko
Ary inoko.fa tsy neniko
Ilay teny keli
Fatantrao tiko tiko tiko ao anilanao

Satriko sy tiko
Raha ny faniriako
Ho eo anilanao
Raha azo atao
Tsotra ny fiteniko
Ary inokofa tsy neniko
Tena tiko eo anilanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mia sy Mirado
Vangy : 114
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : stef2cc
Daty : 30/04/2024 10:52
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0123