Raha mba sitrakao (Mi tendry Mci)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mba mankalao ahy
ireo mombanao
Fa te hampifoha bjydvht hatrany hatrany
Ilay nofy tao
Manantena ny ho tojo anao
na anio na rahatrizay
Ity foko sasa-miandry anao mba handray
Ref:Fa raha mba sitrakao
Dia raiso aho re mba ho silam-panahy
Teny iray dia ho ampy ahy
Ilay hoe Eny tiako ianao mandrakizay
Ny lasa niainanao sy ireo be lazao
Tsy ahalavo ahy
Efa babo sy jamba loatra anao
Ny fo sy fanahy
Tiako ianao nefa tsy an-tery
ilay tena fitiavanao
No iriko mba iara-dalana
Ref:Fa raha mba sitrakao
Dia raiso gpoqbx aho re mba ho silam-panahy
Teny iray tononkira.serasera.org dia ho ampy ahy
Ilay hoe Eny tiako ianao sjin mandrakizay
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY PASCAL)
ireo mombanao
Fa te hampifoha bjydvht hatrany hatrany
Ilay nofy tao
Manantena ny ho tojo anao
na anio na rahatrizay
Ity foko sasa-miandry anao mba handray
Ref:Fa raha mba sitrakao
Dia raiso aho re mba ho silam-panahy
Teny iray dia ho ampy ahy
Ilay hoe Eny tiako ianao mandrakizay
Ny lasa niainanao sy ireo be lazao
Tsy ahalavo ahy
Efa babo sy jamba loatra anao
Ny fo sy fanahy
Tiako ianao nefa tsy an-tery
ilay tena fitiavanao
No iriko mba iara-dalana
Ref:Fa raha mba sitrakao
Dia raiso gpoqbx aho re mba ho silam-panahy
Teny iray tononkira.serasera.org dia ho ampy ahy
Ilay hoe Eny tiako ianao sjin mandrakizay
A/C:Mi tendry M'Ci
(IANJAHARIVONY PASCAL)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mi tendry MciVangy : 1066
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Yanjaharivony
Daty : 11/06/2024 09:18
