Miverena (MGM( MAEVA GOD'S MESSENGER))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miverena.

Lahy:
Fa nankaiza re no tsy hita intsony ianao?
Toa nihemotra sy nangatsiaka koa
Aiza ilay fitiavana,
Tena nafana tamin'ny asa fanompoana teo?

Vavy:
Dia sanatria ve ka tsy niorina
Ka resin'i Satana ilay mpamitaka.
Dia tsy mba renao ve izao antso izao:
" mitaona anao hody"  
Ilay Jesoa tia.

Bridge:
Aza miahotrahotra ianao
Fa Jesosy anie mangoraka anao.
Manatona Azy anio, mibebaha aminy.
" Izay manatona Ahy "hoy Izy, "tsy mba holaviko"

Réf:
Miverena, miverena re izao.
Fa miandry anao ireo andraikitrao
Raha mandre izao hira izao ianao
Miverena, fa miantso anao ny Tomponao"

( Musique)

Vavy:
Zovy no tsy nahalala ireo andraikitrao
Indrindra teo anivon'ny fiangonana
Dia hodianao tsy tsaroanao ve
Ireo ondrikely izay nilaozanao ireo.

Vavy:
Dia sanatria ve ka tsy niorina
Lahy:
Tsy niorina a a a
Vavy:
Ka resin'i Satana ilay mpamitaka
Ndrao ny Tompo ho avy tampoka
Ka hanontany ireo talenta izay nomeny anao.

Sólo: I e e e e e
Bridge: ( chorus)
Aza miahotrahotra ianao
Fa Jesosy anie mangoraka anao.
Manatona Azy anio, mibebaha aminy.
" Izay manatona Ahy "hoy Izy, "tsy mba holaviko"

Réf:
Miverena, miverena re izao.
Fa miandry anao ireo andraikitrao
Raha mandre izao hira izao ianao
Miverena, fa miantso anao ny Tomponao"

(Musique)
Solo: Ho anao izao hira izao
Ianao ilay tafintohina ka nandao ny fiangonana.
Hoy ny Tompo aminao anio:
"Miverena, miverena amin'ilay fitiavana voalohany."
Miverena fa tsy mbola tara ianao.
Vavy: O!o!o!o!o!o!o!
Solo vavy: Miverena ianao

Bridge:
Aza miahotrahotra ianao
(Fa ny Tompo)
Fa Jesosy anie mangoraka anao.
( Mangoraka anao)
Manatona Azy anio, mibebaha aminy.
" Izay manatona Ahy "hoy Izy, "tsy mba holaviko"

Réf:
Miverena, miverena re izao.
Fa miandry anao ireo andraikitrao
Raha mandre izao hira izao ianao
Miverena, fa miantso anao ny Tomponao"

Ou!ou!ou!ou!ou!
Miverena, miverena re izao.
Fa miandry anao ireo andraikitrao
Raha mandre izao hira izao ianao
( Raha mandre)
Miverena, fa miantso anao ny Tomponao"
(Miverena havako o o)

Miverena, miverena re izao.
Fa miandry anao ireo andraikitrao
Raha mandre izao hira izao ianao
Miverena, fa miantso anao ny Tomponao"

Miverena, fa miantso anao ny Tomponao.

Solo:
Izahay namanao, dia tsy mitsahatra
Chœur :
Mivavaka mba hiverenanao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MGM( MAEVA GOD'S MESSENGER)
Vangy : 9
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : mille
Daty : 07/02/2026 13:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0738