MANGILY AMBONY ...MANGILY AMBANY (mendorave)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zavavola Harivariva Ery Amorompasik’imangily
Avy Ireo Vazaha , Tonga  Ny Mpiavy Sy Vahiny
Avy Bakany Koa Ireo Mpamaraky
Ireo Ampelatovo Mpisinjake Am Plage …
Mpamarotra Kraby / Tekateka Kokiazy
Lambahoany Sy Tabaky … Mpanao Masazy

Hira..hira Sy Mozika … Hira Hira Sy Mozika
Miarak’amin’ilay Dihy Hafahafa Iny … Tsapiky…

Tabataba Lalandava Ny Ery Andalavato  Patapata
Korakoraky Mihina Paty Miarak@ Balahazo Ireo Ajaha
Avy Iabiaby Koa Ny Avy Eny Ifaty
Ireo Ampelatovo Sy  Ireo Pamaraky …
Mpamarotra Kraby / Zoity Fia Kokiazy
Lambahoany Sy Tabaky…
Mpanao Masazy

Hira..hira Sy Mozika … Hira Hira Sy Mozika
Miarak’amin’ilay Dihy Hafahafa Iny … Tsapiky…

Na Mangily Ambony Na Mangily Ambany
Samy Falifaly Sinjake Iaby Raoke Eh
Na Mangily Ambony Na Mangily Ambany
Havoria Bavata Tsisy Manahak’azy

Hira..hira Sy Mozika … Hira Hira Sy Mozika
Miarak’amin’ilay Dihy Hafahafa Iny … Tsapiky…

(a/c : Doc Metaly…fev 2022)
Mendorave
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : mendorave
Vangy : 320
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : MENDORAVE
Daty : 23/05/2023 16:36
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2606