Ankilanao (Max Lion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mahatsara marigna midoko ankilan’olo tiagna ,
koa lavitra anao zaho tsisy hafanana
Fagniriako ny ankilanao fa tsy hisaraka ,
zagny voady nataoko oh ,
nataoko oh

K' aza ilaozanao zaho mangina ,
tiako zah ankilanao harivariva
Tegna marigna zagny fa tsy vandy eh ,
love nameko anao efa pare  baby oh

Aza jeregna ny tsy fisiako ,
zaho aminao fa potika ,
fitiavagna amiako anao mba zahava
Tia anao zah ,tiavo koa  ,

volagno ny tianao fa amiako , eeeh iiih
Anakatra ny ra tsy takatro amiako anao ,
promesse pokaty tsy ataoko ,
sagnatria zaho amitaka anao ,baby oh,  

ayayaya ,
volagno ny tianao fa amiako  , eeeh iiih
Anakatra ny ra tsy takatro amiako anao ,
promesse pokaty tsy ataoko ,
sagnatria zaho amitaka anao ,baby oh

Mba zahava zah oh ,
tiavo zah oh ,
Mba zahava zah oh ,
tiavo zah oh ,

Mahatsara marigna midoko ankilan’olo tiagna ,
koa lavitra anao zaho tsisy hafanana
Fagniriako ny ankilanao fa tsy hisaraka ,
zegny voady nataoko oh ,nataoko oh

Ka aza ilaozanao zaho mangina,
koa lavitra anao zaho tsisy hafanana
Fagniriako ny ankilanao fa tsy hisaraka ,
zegny voady nataoko oh ,nataoko oh
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Max Lion
Vangy : 622
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : maxlion
Daty : 18/04/2025 13:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0766