Mahatsiaro (Mary I)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any alavitra any enao
Za aty matsiarotsiaro rehefa sendrasendra le irery iny
Tena tsapako mila anao
Satria za ngeh hoa tsy mahafohy na dia 1 minitra tsy eo aminao iny
Dia mba mila an'le vatanao hanafana
Satria za nge mangatsika ato an-tanàna
Matsiarotsiaro ireo sangisangy sy adalàna
Lavitra anao otrany hoe nilaozan'hazavana
Fa na mila anao aza ah eo anilako
Dia tsy mety fa enao zao any dia za aty
Raha ny tiako sy faniriako dia tsy hiala lavitra ah fa isan'andro eo anilanao iny
Fa mahatsiaro ny fahiny dia tsy mety ny saina raha tsy hoe mahita anao iny, mahita anao iny, mahita anao iny, mahita anao iiiny
Toy ny vao omaly eh
ilay tsika nifamaly eh
Dia aveo nifanaraka ihany satria samy nahatsapa nijaly eh
Nentsika fitia mifamaly eh
Tsy ho ravan'zay mpankahala eh
Fa androany aloha za mba mahatsiaro dia enao ko ve mba torakzany eh?
Fa mila anao za ry aiko
Te ho any ah hoa fa toa tsy aiko
Satria 'lay salovanao foana no mameno ny saiko oh
Fa ianao no ilaiko oh
Ho any ah fa mandrapà aloha mbola tsy aiko
Fa mahatsiaro anao za
Malahelo anao za
Te ho any aminao za
Manembonembona anao
Manonofy anao za
Te hahita anao za
Fa mahatsiaro anao za
Malahelo anao za
Te ho any aminao za
Manembonembona anao
Manonofy anao za
Te hahita anao za
Fa na mila anao aza ah eo anilako
Dia tsy mety fa enao zao any dia za aty
Raha ny tiako sy faniriako dia tsy hiala lavitra ah fa isan'andro eo anilanao iny
Fa mahatsiaro ny fahiny dia tsy mety ny saina raha tsy hoe mahita anao iny, mahita anao iny, mahita anao iny, mahita anao iiiny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mary I
Vangy : 590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mary I
Daty : 15/07/2021 21:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0992