Zaho E (Mamy Brunette)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaho e, zaho lahy, y ,yzaho lahy alahelo, 'zaho e
(2 fois) malahelo zaho fa lavi-tany
eka lavitsy'ty amin-tika ane e
fa many 'ty any aho lihy e
refrain: elaela tsy nifankahita
yee,havan'imanignana maro o
ndre miriorio ny tsiriry e
yee,tsy magnadigno o, iao ya
ayee, neniko lahy yy
zaho lahy malahelo ,nene
malahelo zaho fa lavi-tany
an-tanin 'olo atoy lahy ts'isy mpanotany ioe
fa many'ty any aho niny e
zaiko e,zaiko lahy bemaso oya
zaho lahy malahelo,zaiko e
manakory va nareo e
ela tsy ny re feo 'lahy zaiko e
fa many'ty any aho ly e
refrain
(7 fois ) malahelo te hody e,malahelo te hody e
(3 fois ) refrain
Auteur compositeur interprète
Mamy Brunette (Andriatsahavojaona)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mamy BrunetteVangy : 2322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : raozigasy
Daty : 14/11/2011 22:06