Iaraka (Madah Ring)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na efa erin-taona lasa ary izay,inozko fa ny antsika roa mandrakizay
Fa mila ilay fitiavanao za
Satria hafa ilay anilanao
Te ho eo foana aho ka tsy andao
Fa ilay fitiavan-jaza iny efa lasa matotra
Matokisa fa za alo tsy hivadika
Ka mba mila anao za ,tsy mba foiko ianao
Na lavitra ilay lalana dia vita tsika anie zany
Aleo izay tsara no iriana de ireo ditra ho avela
Ho fiainam-baovao manomboka androany
Ny antsika roa dia tena ho mamy

Ref : Za tsy bogossy,ianao tsy manja
mendrika isika anie ra iaraka
Na inona hitranga @fiainan-tsika zany lo tsy avita ampisaraka *2

Efa maro ireo nolalovan-tsika ra ny isaraka alo tsy ho vita
Tiko tiko tiko ianao tiko tiko tsotra izao oa
Ilay fitiavako anao tsy hiova izany fa efa lasanao irery
Omeko anao izay irianao
Yeah,za ilay t@iny dia tsy hiova
Ny ato ampoko efa ianao ilay nandova
Ra ny vita alao ho any fa izay tsara no jerena
De ny ho avy no banjinina izay mety no jerena
De oentina ampitiavana atao avy @fo
Ra misy manakiana dia hiainantsika roa
Fa hafa ianao io malala
Na inona iseo za tsy iala

Ref : Za tsy bogosy...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Madah Ring
Vangy : 1367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : samm16
Daty : 08/02/2017 10:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0777