Porofo (Mackenzi x Andry x Youst)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
COUPLET 1
Sao reraka amin'ilay manotany tena fona enao
F'androany ho lazaiko, lazaiko anao izao de izao
Fa tsy maintsy amiratra itany ny masonao
Ny lokony fitiavana izay omeko anao
Ataoko amin'ny feo malefaka, tsy amalana e!!!
Joker tsy azo ariana f'efa Validé!!
Ibitsibitsika ilaza f'enao ihany antsaiko
Ty vetsovetso ny fo ty 'fa navelako ho anao
Fa tsy maintsy ho lamban'akoho, oscar fitia tsika roa
De ny menimenina rehetra'nao reny avelao hoany ho taloha
F'anao anie zaho tsisy atahoranao, fa ilay fadiovanao tsy natao kilalao
Fa tsy maintsy ho lamban'akoho, oscar fitia tsika roa
De ny menimenina rehetra'nao reny avelao hoany ho taloha
F'anaty ny cokpit tsika sy enao synchro
Manabebe vitesse, tapitra mintsy ny tableau

REFRAIN
Porofom-pitiavana be ye!
Mavesatra tsy takatrin'ny sain'ny hafa
Mila anao, mila anao, mila anao fona aho
Tiako ianao, tiako ianao, matoa zaho mankafia
Porofom-pitiavana be ye!
Mavesatra tsy takatrin'ny sain'ny hafa
Mila anao x3 Mandavataona aho
Tiako ianao x2 matoa zaho mankatoa

COUPLET 2
Tsy amin'ny fanomezana bif ianao ihany no ataok porofom-pitiavana
Ho avy ny andro ianao tsy maintsy aseahoak amin'ireo havana
Izao aloha izaho mbola miodina erakin'ny lalana
Mitady ny atao hoe hasambarana ho anao
Ketrika ketrika aloho izaoo de ny hoe miara tafita
Hametrak peratra amin'ny tananao tsy maintsy vita
Ny vola tantely atao tsika any ampita
Marary izaho raha marary ianao
Marary izaho raha mitomany enao
Juste ny tsikinao no mampi-soulage ny foko
Ny teny avy aminao hoe tiko ianao manatanjaka ny saiko
Ny fijerinao mirana no mahatonga anah isairana
itady foana izay rehetra mapiadana anao
Aseheoako hoe tena Tia za fa tsy ilalao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mackenzi x Andry x Youst
Hits : 228
Likes : 0 Like
Created by : Mackenzi
Date : 29/06/2023 20:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0733