Loverdose (Mackenzi feat Nars NTF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Couplet 1:
Ireo adiady sy ireo tebiteby
Hisolo hafaliana miampy tambitamby
Vibe matsiro ny level-up
Loverdose io fa overdose
Ny fihetsem-poko efa mandihidihy
Manaraka rythme sy ilay tempo
Ny gadona nataoko amin'ilay tian-dry
Zard (Antanimena) ny trace miaraka amin'ny poto

Pre-Ref:
Oh! Oh!
Revy mandona be amin'ilay tian-dry
Oh! Oh!
Samy maka fafiny dia samy mankafy
Ref :
Tokana ny ahy ianao
Ianao!
Tsy haiko inona no nataonao
Nataonao!
Ny saiko dizina anao
Anao!
Foko nampadihizinao!
Nampadihizinao

Couplet 2:
Efa babonao ny foko sy ny saiko
Ny akaotranao koa fako dia tsy ilaiko
Izay nataonao ahy aloha tsy haiko
Raha marary enao marary koa ny aiko
Aleo hivalona ireo lasatsika
Adinoy any ny ady sy ny ditra
Izaho no hamana anao raha mangatsika
Tsy avelako hanirery hipitrapitra
Izayy rehetra ataonao
Mampihetsika ny foko sy ny fanahy
Tsy mba fomba fanaoko
Izay misy anao tiako hisy ahy
Saiko efa lasanao
Ity ny foko hanjakao
Matotra aho fa tsy hilalao
Omeo ahy ilay fitia any zarao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mackenzi feat Nars NTF
Visites : 283
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mackenzi
Date : 27/07/2023 19:34
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081