JEROSALEMA (M' EFA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEROSALEMA

Faly aho fa voavoanjy
Faly aho fa ho any Andanitra
Faly aho ahitan’ny Mpamonjy
Faly aho fa
zanak’Andriamanitra

Réf x2 :Ho any Jerosalema aho
Ilay lanitra sy tany vaovao
Ny Lalana any volamena
Any Jerosalema vaovao

Ety ny Lalana makany
Ka vitsy no tafiditra any
Ny Apostoly sy ny mpaminany
No hitondratsika ho any

Ref x2:

Faly aho fa manana Apostoly
Sy mpaminany
Jesosy no fehizoro indrindra
Ireo rafitra masina
Réf x2:

Parole : Mahefa RADONANDRIAMANANJARA
Arrangement : Mahery RADONANDRIAMANANJARA
Compositeur: Mahefa RADONANDRIAMANANJARA
--------
Rohy:
Hevitra
Damson88 ( 03/07/2023 19:02)
Mba ekeo tompoko ny fangatahana hampiditra an'ito hirampivavahana ito tompoko
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : M' EFA
Vangy : 294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Damson88
Daty : 03/07/2023 18:59
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724