Tavela (LYV x ATONITCH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Matetika iao
magnontany tena ino nahazo zaho?
fa diso mankatia anao iao rô malala eh
tsy ankilanao io iao mahatsapa mijaly eyeyeyeh
ka raha azo atao
valio fitia ´lay fitia amiako anao
tsapako fitiavanao fa mba omeo toky iao
Aza avela irery fa lasanao gne foko ao

Pre refrain...

efa zatra loatra anao ´iao tiako ô
zatra ´lay fitsikinao, fijery sy fiangolana oh malalako ooo
aia koa moa gnahitako hasolo anao!?
baby anao raiky avao tsy misy asoloko anao anao tiako ooo

REF:
mankatia anao iaho tavela
midônko ankilanao io iao tsy mba malaigna
ka alaiva za
oh alaiva za
oh alaiva za ho vady andefimandrinao

´zaho koa mankatia anao hatrin'ny ela
hidônko ankilanao io zaho tsy mba malaina
ka alaiko anao
oh alaiko anao
oh alaiko anao ho vady andefimandriko ooo

2-hamp
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LYV x ATONITCH
Vangy : 204
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : NJAKALYV
Daty : 29/06/2023 07:22
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729