Bonnie and Clyde (Louckim ft Laco)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I'll be there for the highs and lows
Give you mine if your hearts gets broke
By your side when you're all alone
I will be there

Tia anao ah refa mamo
De vo may tia anao ah refa sobre
Tsy hoe elidiot ah akory fa enao tsy avelako solo
Indraindray hitanao eny @ street ah satria tsika roa mila dinero
Tafiditra anatin'ny fonao aho de ry zalah avelao ao ivelany ao

Ho eo foana ah, na mora na sarotra ho eo ah
Vo may ifikirako refa enao le miteny iny hoe avelao handeha fa efa leo ah
Tairo tariho, fa hanaraka anao ah, ny lalanao koa tsy fantatra hoe aiza
Partenaire-ko anaty crime, A.K Bonnie et Clyde
Tairo tantano, fa ny anilanao tsapako hoe mamy
De aleo averiko hoe:« TIA ANAO AHO REHEFA SOBRE »
De vao may TIA ANAO AHO REFA MAMO
Mety hoe latsa-dranomaso
Ranomasom-pifaliana fa tsy tomany
Resaka vola aloha mbola ysist
Fa raha fitiavana yst ynal

Refrain

Babe e, ne t'inquiètes pas
Fa @ life-ko enao important
Ny amiko rehetra fa c'est pour toi
Aza manontany hoe pourquoi
Fa ny tsikinao fotsiny de efa mahababo ah
Mitondra ny fisainako lavitra
Ze life mandeha zakaitsika roa
Fa zah koa kofboay anie de vonona ny hiaritra
Hey, Tiako refa tsapanao hoe
Tsy ditra no anaovako le argent sale fa fitiavako anao e
Eh, Babe ee
Tsika roa mbola ho tafa
Fa zao ihany tsika no miady
Miady de tafa otrany olokafa koa
Anilanao mahatamana ah
Ny love-nao de mahafapo
Ndry irery de efa ampy anahy
Louckim tsy mila hafa tsony
Anilanao mahatamana ah
Ny love-nao de mahafapo
Ndry irery de efa ampy anahy babe

Anthony Anderson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Louckim ft Laco
Vangy : 465
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anthony2
Daty : 29/12/2023 17:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0717