Sigamaicain (Lord Sparda)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
izaho malagasy man, teratany antsimo antsignana
316 , Manakara gne tanagna
iao "sigamaïcain", anao "sigamaïcain"
raha teratany Dago anao mbola "sigamaïcain"
samy gasy na andrefagna antsignana
fièr @ maha gasy, amafiso e fihavagnana
tsika hiara-dalàna, hiara hifandray tagnana
Madagascar mon pays mec mon chez moi
t@nao e nipoiranay, t@nao e niaviagna
anao tsy atakalo ndre da misy hafa agny
tanindrazako igny tany natoraly
paradisa an-tany man feno zava-boahary
ka mandalova anao man inna mi town
east coast gyal izahay koa manana mignone
ao e gaogn magnome good vibration
real lata agnindra Manakara my zion

Tsika malagasy "sigamaïcain"
zanatany gasy tsy jamaïcaine
mila joro mila mitraka antsika jiaby
hananganana an'i Dago

Malagasy people ataovy ambony tagnana
ndre da hoe tsy tafa antsika koa mba managna
haregna zakabe nomen'ny gne razagna
my country lesy is blessing by Jah
Gasy man maro managna talenta
mozika isan-karazany ao mbo misy malesa
roots reggae vibe man ity rô tandrignesa
zanaray combinaison ity gn'anay ra mec
izay gasy jiaby na antsimo na avaratra
tany raiky gne niaviantsika tsy ankagnavaka
Madagasikaranay, izy gne nipoiranay
fièr d'être gasy dago man ilay malalanay

Tsika malagasy "sigamaïcain"
zanatany gasy tsy jamaïcaine
mila joro mila mitraka antsika jiaby
hananganana an'i Dago
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lord Sparda
Vangy : 1661
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 06/06/2016 12:19
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0771