Hiaretako avao (Larissa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy vozaky iaho mivola, moramora fa tsy masiake e!
Ndra hainao soa fa vignitra iaho
Olombelo moa lie tsy hahay
Ino ty raha mamparary gnay ambony fampirafesa io ôh!
Izay avao isanandro ro hiaigna
Mafy 'ty raha mahazo fa akôry ma atao te an-tegna tia e!
Hiala tsy solution
Hiaritra an-tegna tsy hay ziska ombia harary fo Ouuhououh!
Maty raho aba fa tsy raha hay atao ôh!
K'atao anio ma lahy iaho ôh!
Mba nitianao avao matoa nalainao valy an-tragno.

Refrain:
Hiaretako avao!
Agny andro sao dia mbola hiova ah!
Mandrapaha feno ny kapoaky
Amin'izay iaho vao mitsoaky
Tsisy raha azo atao
Hiaretako avao!
Hagnantegna azy mbola hiova
Fa le iha ro tsy anjara
Izy ambony mahalala
Tsisy raha azo atao.

oouuhh
Gny ahy arety raiky avao
Milavoa iha fa marary
Fa tsy gny ampela atao hatanty eh!
Fitiavan-tegna k'atao be loatsy
Ka faly magnararaotsy fan-tegna mangigna io tsy adala eh!
Raha iaby io ny koahy misy farany
Tsy soa lahy izay ho aly fa mba miovà koa azafady
Ino 'ty raha tsy mahampy?
Dis-moi ce que tu manques baby car I LOVE YOU SO MUCH
Dis-moi! dis-moi!
Volagno avao koahy laha mbo vitako
Ataoko aminao azafady fa tsy magnino ôh
Dis-moi! Dis-moi!
Volagno koahy cheri eh!

Refrain:
Hiaretako avao!
Agny andro sao dia mbola hiova ah!
Mandrapaha feno ny kapoaky
Amin'izay iaho vao mitsoaky
Tsisy raha azo atao
Hiaretako avao!
Hagnantegna azy mbola hiova
Fa le iha ro tsy anjara
Izy ambony mahalala
Tsisy raha azo atao.

................

Refrain:
Hiaretako avao!
Agny andro sao dia mbola hiova ah!
Mandrapaha feno ny kapoaky
Amin'izay iaho vao mitsoaky
Tsisy raha azo atao
Hiaretako avao!
Hagnantegna azy mbola hiova
Fa le iha ro tsy anjara
Izy ambony mahalala
Tsisy raha azo atao

Hiaretako avao!
Agny andro sao dia mbola hiova ah!
Mandrapaha feno ny kapoaky
Amin'izay iaho vao mitsoaky
Tsisy raha azo atao.....
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Larissa
Vangy : 1000
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 25/08/2020 09:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1342