Kolotsaina raitra (lafuma & Mpandroo'tsroots)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Lafuma)
Mbola mirap tsy afa bela
Mifofotra Tsy anaiky ho resy sy ianjera
Nefa tsy hiditra tsy lera
Ra taloha nandona tapany zao kosa lasa erany
Tsy mbola nivadika ny sera
Ny talenta sy inspiraka aty tsy azo ferana
Nefa ko tsy idoka tena
Na mavita son matsiro le boton'ny beuh'jah'art
De tsy tananao za negga, nenay wa ty magneva
Mavita tsara sy mafilotra fa io ni ahy revy a
Ze miainga eo tsisy bedy a na Rap io wa na regga
Na mis beuh na tsisy le lyrics tô légende
Mozika raitra anaty loha ty no mikapoka
Le tena izy tô manaitra tsisy sandoka
Mandona saina ze maheno tô mfantoka
De araho foana nenay rah tinao ny kanto no andrakotra


Refrain : @ le raitra a (eh)
Enohy ary le antony, alaivo @le hira ny ankantony
@le raitra a (yeeh eh eh)
Fa midoboka le fafiny, enoy ary le antony
@le raitra a (eh)
Enoy ary le antsony,alaivo @le hira ny ankatony
@le raitra a (yeeh eh eh)
Fa midoboka le fafiny de zany ary le antsony


(Lafuma)
De hafa mihitsy rehefa ny saina no miketrika
tafavoaka na de be ny te andetika
Ny saina dure amafisina tsy ho sepotra
De tsy kivy anaty sedra na de maro ny manenjika
De lamozika atao kanto sy mafilotra
Hiangaliana tô zary sary sikotra
Lasa vakoka mipetraka le ritsoka
Na vanim-potoana mifanesy izy tsy ho difotra
De atonay tsara., atonay mlay
Ahazo fahafam-po n' rehetra ze mandray
Kanto wanao, ny hiranay
Rima mandon kolotsaina mamay (yeah)
Ty le Flow carré, aodina hampifalina
Tsy hitady laza fa hampiakatra le kolotsaina e
(An) tsy olom-poana fa le manan-talenta
Mpamokatra le zava-kanto ho anao


Refrain : @ le raitra a (eh)
Enohy ary le antony, alaivo @le hira ny ankantony
@le raitra a (yeh eh eh)
Fa midoboka le fafiny, enoy ary le antony
@le raitra a
Enoy ary le antsony,alaivo @le hira ny ankatony
@le raitra a
Fa midoboka le fafiny de zany ary le antsony


(Mpandroo'tsroots)
Raitra quality de maka mandona aty
Fa ny fafiny hafa mihitsy fa enoy ra liana dry
Beuh Jah art rima gasy tsara
Mandatsaka mampiainga rehefa avy zay anjara
Miaraka midoboka @feon'ny guitar ...ar
Ra ditsoka lazao aminy
Fa Kanto tsy ho zaraina fa ra Bella de avyiii
Manainga de manolo ka mandatsaka hilona
Ndao isosa anaty fahasambaranay sy Tony
De le hiranay @sofinao aloha sitomy
(Avereno arÿ tsindrio play de tairotairo dory)
De le sainao iny ho taitra
voadona de mandrotsaka mandrôtra
Le fanahy iny mila hitrôtra f'aza taitra
Fa le tantarainay eto anie ka kolotsaina raitra! (kolotsaina raitra)
Eny @masonay mizaitra

Refrain : @ le raitra a (eh)
Enohy ary le antony, alaivo @le hira ny ankantony
@le raitra a (yeeh eh eh)
Fa midoboka le fafiny, enoy ary le antony
@le raitra a (eh)
Enoy ary le antsony,alaivo @le hira ny ankatony
@le raitra a
Fa midoboka le fafiny de zany ary le antsony
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : lafuma & Mpandroo'tsroots
Vangy : 1280
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : 2103lafuma
Daty : 13/05/2017 11:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.364