Fitiavana mampitogaigy (Krutambull)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atolotra ho an'ireo koffboy ze nilaozan'ny
jobany e!!
Joba iray v less ry akama d mampianahana anlah
tahak'zao

Fa refa ny fitiavana
No mampitogaigy ah toa izao
Hoe ts'isy afa tsy ianao
Ianao, ianao, ianao, Ianao
Ianao io " The Baby"
Nefa izao dia izao
Te ho any aminao
Zah te ho any aminao
Zah te hikitika anao
Zah te hanoroka anao zah

Aza manahy an'izany less Baby e!
F'indray andro any tsy maintsy tonga elah less e!
Fa milamìna fotsiny sao dia voafenty
Fa ho avy ilay andro iray zato tena fety e!

Fa rah iray no lasa dia folo no manantona
Aza kivy am'izany fa avy eo elah no mifantina
Tsy ho very mpitia elah raha tena koffboy
Sady elah ko less artiste tena milay

Fa rehefa ny fitiavana
No mampitogaigy ah toa izao
Hoe ts'isy afa tsy ianao
Ianao, ianao, ianao, Ianao
Ianao io " The Baby"
Nefa izao dia izao
Te ho any aminao
Zah te ho any aminao
Zah te hikitika anao
Zah te hanoroka anao

Vehivavy tsara be dia be mameno tanana
Izay joba iray ve dia ataoko ampihanahana
Rah tsy inona kosa, ampitafy lamba tsy tana
Rah fitiavana mangatsiaka no heverina hanafana

Aza malahelo less ry akama, mahaiza miafy
Fotoana lava ts' ifankaitana, ny ftiavana miha-mafy
Fa ho lavorary ny taranaka aman-jafy
Ny hirarina fotsiny ny tsy hisian'ilay Jodasy

Na te hanoroka azy elah, na te hifaly aza elah
Rah zay no eritreretin'lah dia ialah no atahorako hivaha
Na te hitsoda aza elah, na te hisafo azy elah
Rah zay no eritreretin'lah dia ialah no atahorako hivaha

Te ho any aminao zahay te ho any
Te ho any aminao zahay te ho any
Te ho any aminao zahay te ho any

Fa refa ny fitiavana
No mampitogaigy ah toa izao
Hoe ts'isy afa tsy ianao
Ianao, ianao, ianao, Ianao
Ianao io " The Baby"
Nefa izao dia izao
Te ho any aminao
Zah te ho any aminao
Zah te ikitika anao
Zah te hanoroka anao

In ar ty mampitomany an'lah ty, fa nankaiza
ndray ny jobanlah e?
Elah wa aza misangisangy an'io resak ftiavana io
Efa teneniko foana lah
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Krutambull
Vangy : 13395
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 30/05/2015 09:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3486