Alone (Kresnik)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Alone ohatrany tsisy mandratra ahy rehefa alone
Tsy matahoatra tsisy fisarahana de tsy misy ohatran'zay koa ny friendzone
Ohatrany hoe za le teo foana
Ho an'ireo sipa nandaniko fotoana
Nefa miserana otrany lay very phone
Batard tsika satria nisy teo ny olona napangatsika
Ny hafana nisy tao anaty dia ny ratra ho takon'ny tsiky
Manaraka ahy ny axiété
Nefa navita niarina ah f'aokzay ty
"Kres oa aza simba tsony"
Aiko hoe ratsy ny lasako, fuck zay tia
Ratsy ny mandeha rery... rehefa tsy misy amour propre
Fiainana célibataire na "c'est un batard" izaho efa propla
Fotoana hihavanana aminy tena lay manirery anakomana ny fery
Nefa aiko hoe mila misokatra aminy hafa foana aho halalako zay mistery
Dia misokatra aminao ny foko
Atelomy ao anatinao ao lay clé an'i gadenat enao ny tompony
Velona ny bandy kely fa mba isao isao lo ny ratra sy fery tao ampony
Dia mianara manaiky hoe ny olona halahelovanao tsy malala ny fisinao intsony
Dia mianara manaiky hoe ny olona halahelovanao tsy matsiaro ny fisinao intsony
Alone ohatrany tsisy mandratra ahy rehefa alone
Za mila anao foana any anatiko lalina za mila love
Alone ohatrany mila anao aho rehefa alone
                                  Nampiditra: David jiah
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Kresnik
Hits : 155
Likes : 0 Like
Created by : Djiah
Date : 15/08/2025 11:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2598