Fafao Tokotany (KOUGAR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa-fa-fafao tokotany e
Fa-fa-fafao fa hitsena vahiny io a
Fa hitsena vahiny io a (x2)
Ctac (x16)

Dia mikisaka havanana kisaka havanana kisaka havanana
Kisaka havanana havia-via
Kisaka havanana havia-via
Dia mikisika havia

Miankavia (x6)
Miankava-na mikisaka havia miankava-na
Kapilakapa kapilakapa
Kapila kapila kapilapa
Kara ray sklo ara hoe (x2)

Otrany misambotra moka bobaka be
Dia misambotra moka bobaka be
Dia mikapokapoka a
Dia mikapokapoka a (x2)

Volo hasaritaka (x3)
Kara mozika metaly e
Kara mozika metaly e (x2)

Miondrikondrika kely vetivety
Miondrikondrika kely vetivety
Sao miditra
Sao miditra (x2)

Mifampitosika mifampikasoka
Mifampitosika mifampikasoka
Dia samy mikosokosoka
Dia samy mikosokosoka (x2)

Tsinjaky dômbôlô a le valy e
Tsinjaky dômbôlô a le valy e
Afangaro fandihy rakay
Afangaro fandihy rakay (x2)

Any ariana (x8) jerena
Any ariana jerena
Any aloha (x8) indray jerena
Any aloha indray jerena

Dia mifampitsidirika mifampidansa
Mifampidaroka mifangarika
Otrany manao kata manao kata
Manao katakatakatakata (x2)

Dia ilay miolana (x4)
Olana (x4) be
Miteraka olana be (x2)

Otrany misambotra moka bobaka be
Dia misambotra moka bobaka be
Dia mikapokapoka a
Dia mikapokapoka a (x2)

Tiako izay reveko izay
Tiako izay ça va koa izay
Tiako izay reveko izay
Raha vizana enao makà coussin (x2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KOUGAR
Vangy : 162
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Solomona17
Daty : 16/02/2024 08:58
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1882