You are here: home > Tononkira > Kimil feat Chantal

Mafy orina (Kimil feat Chantal)

https://tononkira.serasera.org/hira/kimil-feat-chantal/mafy-orina

K:
Na maro voankazo an'ala
Araika avao ny mamy
Na maro vehivavy eto ambony tany
Ianao hafa ihany.

Mitondra fahasambarana ny anilanao
Feno hafaliana tsy lany amamina aaa! ah!
Ouh!!! ouh! ouh!, oooh!!!

Hanaja anao 'zaho ry tiako!


C:
Izaho tia!!!, ary ho doria
Ho andefimandriko ny faniriako anao cherie

Ireo mitady handrava tsy ataoko sakagna a a ah!
Fa fifanajana izay no hampaharitra a a ah!
Hiaraka aminao mandrak'izay
Na amin'ny mora na amin'ny sarotra
Isika tsy hifandao.

Ref:
K&C:
Fa tiako anao!!!
Anao tiako ôh!!!
Fa tiako anao
Hatram'izao tsisy mahasolo anao.
Na dia maro ireo nisopatra
Ny an-tsika efa mafy orina
Na dia maro  koa ireo nandrava
Tsytononkira.serasera.org hamela an-tsika ho rava.
Efa ianao no tiako ooh!
Ouh ouh ouh!!! ...
Efa ianao no anjarako
Ouh ouh ouh!!! ...

C:
Izay maharary anao
Mba marary 'zaho

K:
Aza manahy fa 'zaho tsy hampijaly anao

K&C:
Isika ho iray! eee! eh! eeeh!
Ho mandrak'izay! ôôôh! ôh! ôôôh!
Ny fo 'tsika roa efa mitambatra ho iray!!!
Omaly, anio ary ho mandrak'izay.

Ref:
K&C:
Fa tiako anao!!!
Anao tiako ôh!!!
Fa tiako anao
Hatram'izao tsisy mahasolo anao.
Na dia maro ireo nisopatra
Ny an-tsika efa mafy orina
Na dia maro  koa ireo nandrava
Tsy hamela an-tsika ho rava.
Efa ianao no tiako ooh!
Ouh ouh ouh!!! ...
Efa ianao no anjarako
Ouh ouh ouh!!! ...

Instrumentale......

Ref:........................

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Kimil feat Chantal
Mpamaky : 111
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : christophe17
Tamin'ny : 22/03/2020 17:31:25
ID : 12629

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo