ADIDY (KAPIKY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Marobe ireo adidy miandry an'ise
Aza mba kivy na malaina
Na koa verivery saina
Manao ireo adidin'ise

Fiverenana:
Adidy amin'Andriamanitra
Adidy amin'olon-kafa
Adidy amin'ny tena ihany koa
Tily (Mpanazava) inday andro
Tily (Mpanazava) isan'andro
Tily (Mpanazava) aho mandrakizay
Manao ny adidin'ny Ray!

2-Ny skoto manao adidy
Izy ireo dia tsy mba kivy
Ny skoto mpanao asa soa
Eo ampelan-tananan'ilay Jesoa.



Mpanoratra: KAPIKY Mavila
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KAPIKY
Vangy : 1262
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : kapiky18
Daty : 03/10/2018 07:50
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732