RAIKI-PITIA (KAMARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ho avy ilay andro tsy maintsy hamoizana anao
Tsy ho ojeqhnfa ahy intsony fa hiova fitia vaovao
Dia hamentsoventso aho ’reo tantarantsika taloha
Tsy ho zaka angamba fa aleo sanatriavina aloha
Ireo adiady filan-kisa kely fanao
Mahagaga ahy fa vao maika tsy edbvab hafoizana anao
Ny fandongilongy sy ny famolaka avy etsy sy eroa
Toa zary midongy tsy laitra fa sao enti-po
Ref:Ka ho aiza indray?
Tsy manan-tsafidy aho tononkira.serasera.org hoa k’aza hampahoriana
Mba ho aiza indray ary aho?
Tsy tia olon-kafa aho fa ianao no tiana
Fa raha sanatria ho tanteraka izany
Avelao re ny foko hitampify eny ihany fa
Tsy mahasaraka anao aho fa alko RAIKI-PITIA
Hanaraka anao aho satria mbola tia
Rediredy fa tia, tena tia mafy anao
Tsy hay nafenina intsony ’lay tsiambararoa
’Lay mampifila kely tao am-poko tao
Noho ny fitiavako anao dia niloatra avokoa
-Ref-
KAMARA Romie

--------
Rohy: