TSY LAINGA (Ranaivo RANARIVELO) (kalofahiny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TSY LAINGA
Rehefa asesim-pitia, tsy sembana akory ny dia.
Ny miato dia atao sanatria.
Marivo ny rano mparia, ny lalina: ampaladia.
Mahagaga, mampiaiky, mapiaiky:
Ny lavitra dia tonga akaiky.
Raha saraky ny olo-malala, manembona ity fo adala
Fa sahy mihoatry uorlruz ny vala. Hatrany ambadiky ny wcvaglfm ala
Ny tazom-pitiavana hono, aretina mety mamono,
Tsy lainga na hoe vazivazy, tsy vazivazy
Mihaona dia sitrana hoazy.
tononkira.serasera.org rfvdnex Ranaivo RANARIVELO
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : kalofahinyVangy : 2153
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLOFO1
Daty : 07/02/2013 13:31
