Tsy hangina (Joseph D'af (feat Mihanta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Taona maromaro niaretana e!
Tao anaty fahajambana
Tsy nahita izay lalan-kombana e!
Tsy nafantatra izay fahazavana e!
Nefa reko mandalo izany e!
Ilay tompon'ny fahagagana
Ka nahoana no sakatsakanana e!
Tsy hiantsoantso ny anarany!
Ref:
Tsy hangina aho satria,
Ianao ilay mahay manasitrana
Hikiaka aho satria,
Ianao ilay mahay pbejcs manafaka ahy
Jesoa Kristy,
Tsy avelako mandalo fotsiny Ianao
Fa raha mba mety dia,
Mandrosoa amin'ny fiainako. (X2)
....
'Tady hamely ahy ny fahoriana
'Tady hanimba ny foko ny haizina
Tonga Ianao mba ananako fiainana e!
Hananako be dia bdjhmd be.
Nefa reko mandalo izany e!
Ilay tompon'ny fahagagana
Koa nahoana no sakatsakanana e!
Tsy hiantsoantso ny anarany!
Ref:... (X2)
Pont:
Ny Andriamanitro mahery, ...
Dia manohana ahy tsy irery.
Hihira aho satria, ...
Hihira aho satria, iiih!!!
Ref:
Tsy hangina aho satria,
Ianao ilay mahay manasitrana
Hikiaka aho satria,
Ianao ilay mahay manafaka ahy
Jesoa Kristy,
Tsy avelako mandalo fotsiny Ianao
Fa raha mba mety dia,
Mandrosoa amin'ny fiainako.
Jesoa Kristy,
Tsy avelako mandalo fotsiny Ianao
Fa jmpfchx raha mba mety tononkira.serasera.org dia,
Mandrosoa amin'ny fiainako.
Tao anaty fahajambana
Tsy nahita izay lalan-kombana e!
Tsy nafantatra izay fahazavana e!
Nefa reko mandalo izany e!
Ilay tompon'ny fahagagana
Ka nahoana no sakatsakanana e!
Tsy hiantsoantso ny anarany!
Ref:
Tsy hangina aho satria,
Ianao ilay mahay manasitrana
Hikiaka aho satria,
Ianao ilay mahay pbejcs manafaka ahy
Jesoa Kristy,
Tsy avelako mandalo fotsiny Ianao
Fa raha mba mety dia,
Mandrosoa amin'ny fiainako. (X2)
....
'Tady hamely ahy ny fahoriana
'Tady hanimba ny foko ny haizina
Tonga Ianao mba ananako fiainana e!
Hananako be dia bdjhmd be.
Nefa reko mandalo izany e!
Ilay tompon'ny fahagagana
Koa nahoana no sakatsakanana e!
Tsy hiantsoantso ny anarany!
Ref:... (X2)
Pont:
Ny Andriamanitro mahery, ...
Dia manohana ahy tsy irery.
Hihira aho satria, ...
Hihira aho satria, iiih!!!
Ref:
Tsy hangina aho satria,
Ianao ilay mahay manasitrana
Hikiaka aho satria,
Ianao ilay mahay manafaka ahy
Jesoa Kristy,
Tsy avelako mandalo fotsiny Ianao
Fa raha mba mety dia,
Mandrosoa amin'ny fiainako.
Jesoa Kristy,
Tsy avelako mandalo fotsiny Ianao
Fa jmpfchx raha mba mety tononkira.serasera.org dia,
Mandrosoa amin'ny fiainako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Joseph D'af (feat MihantaVangy : 6478
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 25/10/2022 19:27
