Jehovah mpiady mahery (Johnattan Pakou (feat TVMF Choir))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jehovah mpiady mahery
Ilay liona an'i Joda
Miondrika aho mitsaoka Anao
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao...
....
Ianao ilay mamono sy manome fiainana
Liona Ianao, nefa koa zanak'ondry e!
Yaweh, Yaweh ô ô!, ataovy izay tsy hain'ny olona atao.

Voninahitro hoy Ianao, ilay Ray mpanangana ahy!
Devoly mangovitra, refa antsoinay ny anaranao
Ry Andriamanitra varatra, ry Andriamanitra afo a! ô ô!, ataovy izay tsy hain'ny olona atao.

*Jehovah mpiady mahery
Ilay liona an'i Joda
Miondrika aho mitsaoka Anao
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao. (X2)
....
Ianao Rain'ny kamboty Ray!, Reny ho an'ny kamboty ireny
Vady ho an'ny mananontena, fanampiany ho an'ny tsy manana
Ilay mpanasitrana ahy, ilay mpanafaka ahy,
Ataovy izay tsy hain'ny olona atao.

Ianao mpanao làlana
Akisakanao ny tendrombohitra,
Hatsanganao ny maty
Omenao zanaka ny momba, Yaweh!

Yaweh, Yaweh ô ô!, ataovy izay tsy hain'ny olona atao.

*Jehovah mpiady mahery
Ilay liona an'i Joda
Miondrika aho mitsaoka Anao
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao (x2)

*Yaweh, Yaweh, Yaweh! Yaweh!
Yaweh, Yaweh, ataovy izay tsy hain'ny olona atao. (x2)

*Ataovy izay tsy hain'ny olona atao (x4)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Johnattan Pakou (feat TVMF Choir)
Vangy : 606
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : christophe17
Daty : 17/10/2022 19:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0741