Manaraha ahy (Josea Rabearivelo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/ Venteso ny hira fihobianaHo fankalazana ny Tsitoha
Dimy amby roapolo taona zina
Nitantana Izy, nanasoa.
Refrain:
MANARAHA AHY hoy ny Tompo
Meteza hietry sy hanompo
Vavahadin'ny filazantsara ô!
Miorena tsara aza miova.
2/ Indro fa havaozintsika anio
'Lay dina hanova tantara
Ny izoran'ny Tompo safidio
Ndeha hamonto filazantsara
Refrain
3/ Ry Jesô ty tànanay fihino
Mba hanjohy izay alehanao
Handroso tsy miato omeo fo mino
Hatrany kanana vaovao
Refrain x2
Tonony sy feony: J. Joséa RABEARIVELO
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
13/02/2025 18:56)
Mila ovaina angamba ny anaran'ny mpihira.
Misaotra
Misaotra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Josea RabeariveloVisites : 360
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 13/02/2025 14:54
