DISO DIRECTION (JHONNITO)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Après confinement, préparation d'amour
60%'gna ny Malagasy eh
Nivarahontsagna tratran'ny Corona
Aiza zaigny Eeh
Nagoedra a
RF : Ah Madamo o
Ah ravady e
Ah Cheriko o
Ah Malala e
Aza ariana za Madamo ooh
Aza ariana rô za Madamo ooh
Tsisy ana za mangirifiry e
Managna ana rô maro magniry e
Tsisy ana za mahignigny e
Lavitr'ana rô foatin'nintsy e
Aiza loatra vinanton'mama an !
Aiza loatra vinanton'baba an !
Za hitana rô tegna jokera
Manam-balera fa tsy m'poera
Za hitana rô zanaka Gasy e
Managna ana za ambony môraly e
RF {...}
Antsika tô olo ambonin'ny Tany e
Ambonin'ny Tany e olo mandalo o
Antsika roe rô miara-mijaly e
Antsika roe rô miara-mitady e
Antsika roe rô rano sy vary e
Miara ory e, miara mifaly ee
....
RF {...}
( mbô tiako ho tapitra eran'aketo confinement'gna )
Fanambarana ho an'ny Rehetra a
J= Jéhovah Andriamanitry ny tany sy ny lanitra
H= Heriny nagnanovany zava-drehetra
O= Olon-drehetra eran'izao tontolo izao
N= Nirahiny agnano tsara a Tsiny eh !
2N= Naniraka ny Zanany izy
I= i Kristy
TO= Tolompoavotana ho an'ny Rehetra
Dit JHONNITO
Alelouia ah!
Aaaaaaaaaaaaaaaaaa
Heh he!
Tsy fanahy osa no omeko anareo fa fagnahy mahery hozy Yaveh !
Mandrisia ny Ratsy !
Mifalia ry Zatovo diany mbola tanora ianao
Avilio tsy hikasika ny nofonao ny ratsy Madamo ooh
Manambady tsy mahay mipetraka
Afa-baraka ah !
Fitafiagna koa mamoa fady
Mamoa baraka ah!
Antanagna koa tsy mahay mipetraka
Afa-baraka ah !
Ankamaroagna tsy mahay miaigny
Afa-baraka ah !
Andragnon'olo tsy mahay mipetraka
Afa-baraka ah !
Zamadiniky tsy mahay mipetraka
Afa-baraka ah !
Olo-be koa tsy mahay miaigny
Mamoa baraka ah !
N'iza n'iza tsy mahay miaigny
Afa-baraka ah !
Maromaro vaiavy e , nanambady e!(nagnino)
Niantoko Jômbilo o , niango vola
Tratran'ny Corona nivaralila ah
Ndre diso direction , Nagoedra ah!
Karah zaigny koa ny lalahy e, ngengegny e
Nipoerapoera an!
Eh dimbaly e!(agnaty bar)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : JHONNITO
Vangy : 618
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : narda7
Daty : 19/11/2021 19:56
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0846