You are here: home > Tononkira > JESUS LOVERS.JL

Haleloia (JESUS LOVERS.JL)

https://tononkira.serasera.org/hira/jesus-lovers.jl/haleloia

Haleloia, haleloia! haleloia, haleloia a! x2

Misandrata ny Anaranao!
Misandrata ny Voninahitrao!
Misandrata ny Anaranao Jesosy
oh!oh!oh x2

Haleloia ,haleloia! haleloia,haleloia! x2

Mideranao Jesosy oh! Haleloia,haleloia
Mahery Hianao Jesosy oh! Haleloia,haTsiky dia ampyleloia! x2

Misandrata ny Anaranao!
Misandrata ny Voninahitrao!
Misandrata ny Anaranao Jesosy oh!oh!oh! x2

Hianao no Derainay  Haleloia (Haleloia)
Hianao no (oh oh oh oh! ohoh oh!
Akalazainay, Haleloia! x2

Haleloia, haleoia! haleloia ,haleloia! x2

A/c: Rovatiako Razafimamonjy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : JESUS LOVERS.JL
Mpamaky : 279
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rovatiakorazafy19
Tamin'ny : 07/01/2019 09:40:02
ID : 11250

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo