Akory aby agnareo (Jedy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akory aby eeeBa Agnay Jedy any nama
Kopatagnana ho anareo kopakopatagnana
Arahaba no atolotsay ho anareo namana
Kopatagnana ho anareo kopakopatagnana
Arahaba no atolotsay ho anareo havana
Tafavory ary sika aby aminy raha atao tahaka izao
Ndreka akory ary ny raha nanakana tonga eto aby ny androany
Na lanonana na credit na hoe kilalao,
Havy aby eny ny marigna avy tany alavitsa any ee
Kopatagnana ho anareo kopakopatagnana
Arahaba no atolotsay ho anareo namana
Kopatagnana ho anareo kopakopatagnana
Arahaba no atolotsay ho anareo havana
Tafavory ary sika aby aminy raha atao tahaka izao
Ndreka akory ary ny raha nanakana tonga eto aby ny androany
Na lanonana na credit na hoe kilalao,
Havy aby eny ny marigna avy tany lavitsa any
Ny arahaba ny atao aloha fa izay ny fomba fanao
Dia arabaina fa tonga soa aminy fety androany izao eee
Akory aby agnareo, agnareo izay manatrika eto
Fahalalampomba no manontany e, arabaina fa tonga eto

Tonga soa aby agnareo, tongasoa miarintany e
Soa fa vita ny lalana aby e, nanakory re nombany

Soasoa tsa magnahy e, soasoa tsa magnahy
Agnay toa salama soa fa agnareo manao akory

Andriamanitsa hitahy e, Andriamanitsa hitahy
Ho antsika eto androany tafavory eto izao

Enga anietsa hisy hanahy, salama vatana tsa harary e
mirary soa atsika aby e, isan'andro lava izao
Enga anie tsa hisy hanahy, salama vatana tsa harary e
mirary soa atsika aby e, isan'andro lava izao
Koa dia arabaina, arabaina
Arabaina anareo e fa tonga soa
Koa dia arabaina, arabaina
Arabaina anareo e fa tonga soa
Vita soa ny lalagna aby e, tafavory ny mpianankavy
Dia hiara hifety, hanala azy e, tonga soa roa ny avy lavitsy

Fahalalampomba roa ny manontantany
koa dia arabaina isika maianankavy
Tongasoa ny miaritany roa sady nahazo ny androany
Fa agnay atao aroa salama tsara fa agnareo manakory aby io
Mirary soa ho any tsa salama aroa
Fa tsika androany roa hanala azy

--------
Rohy: