Hevitra momba ny Hono hoy aho ry voromailala
Hiverina amin'ny Hono hoy aho ry voromailala Hampiditra hevitra
Kotsur (
5 ora lasa)
Araka ny fanadihadiana dia Marie-Jeanne(tte) no anaran'i Mme Jeannette. Jereo ny mikasika ny Troupe Jeannette. Miala tsiny indrindra tompoko.
Kotsur (
2 andro lasa)
Sarotra koa ity iray ity toy ilay Rotsirotsy nalefako teto. Miala tsiny ary mangataka ny fanintsiana tonpoko. Misaotra e.
